|
|
|
|

Teny iditra1  fanarotika
Fototeny  2 rotika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manarotika, manasaritaka, manakorontana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 akotrifana, fanarotika, 6 fiantoraka, 7 roifantaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12