|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanantsoroka
Fototeny  2 soroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manantsoroka, mitondra eo an-tsoroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 ce qu'on peut charger sur l'épaule
6 manière de charger sur l'épaule [1.3#633]

Teny iditra (2/2)7  fanantsoroka
Fototeny  8 soroka
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Azo entina an-tsoroka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12