|
|
|
|

Teny iditra1  fanantonana
Fototeny  2 hantona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3#215]
Ohatra  6  ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra. [2.508#]

Fivaditsoratra  7 fanantanona, fanantonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12