|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 fanandrana |
| Fototeny | 2 andrana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manandrana, mitsapa mialoha
5 Azo andramana: Tsy fanandrana ny fahafatesana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ce que l'on essaie, qu'on goûte, manière d'essayer
[1.3#39] |
| Teny iditra (2/4) | 7 fanandrana |
| Fototeny | 8 tandra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Fanongotana amin' ny tandra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 l'action de saisir avec les pinces, les tenailles, l'instrument, la cause
[1.3] |
| Teny iditra (3/4) | 12 fanandrana |
| Fototeny | 13 tandra |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Fanomezana tandra, na zavatra atolotra zaza iray mbola tsy teraka na marary, mba hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy
[1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 16 Fanandrana |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 18 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | fanandrana, Fanandrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|