|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanana
Fototeny  2 anana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vola alaina na samborina misy zanany; ny fomba fampanjanaham-bola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 used in fanankaren-tsirodona and other forms [1.2]
Ohatra  6  Ary ny fanana izay omeko any ireo tera dRaketaka ireo, Ataoko tsy azon'olom-belona harahina halaina; [2.59#]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  fan~ana
Sokajin-teny  9  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  fanana, fan~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21