|
|
|
|

Teny iditra1  fanamboamboarana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  Izay rehetra hita mitranga eto, toa fanamboamboarana ny hanjarian-draha daholo ihany fotsiny; [2.245#]
4  Hatramin' izay dia ny ministeran' ny Atitany samirery no nanatontosa io andraikitra io, fantatry ny rehetra ny fanararaotana naterak' izany : fanamboamboarana ny lisitry ny mpifidy, fampiasana ny alalana hifidy avy amin' ny fitsarana, ... [4.27#]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29