Entrée fanalalahana (lalaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany
¶ Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany
¶ Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana
¶ Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31