Entrée fanakotrana (kotrana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manakotrana, manofokofoka, manakorontana [1.1]

Entrée fanakotrana (kotra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandaniana tsiro ny tany amin' ny tsy fanovaovana ny fambolena atao aminy, fandevonana, fanimbana [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20