|
|
|
|

Teny iditra1  fanakoba
Fototeny  2 koba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba arahina rehefa manakoba, manao zavatra ho mohaka malemy dia malemy [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanaboka, fanakoba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12