|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanahonana |
| Fototeny | 2 ahona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra na hevitra entina mampiato na mampisalasala tsy hanao zavatra iray
5 Fanakanana tsy handeha, fampijanonana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A charm used in bull-fighting to discourage the antagonist.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 L'action d'arrêter, l'obstacle; charme qui décourage, qui empêche
[1.3#9] 8 (de ahona , mais grammaticalement plus correct) Talisman qu'on attache aux cornes des taureaux de combat afin d'effrayer leurs adversaires et de les amener à hésiter, à perdre pied. 9 Voir aussi fanamato. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 10 Finoana |
| Fivaditsoratra | fanahonana, 11 fanohanana, 12 fanonahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|