|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanadina |
| Fototeny | 2 adina |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy
5 Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a! 6 Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner
[1.3] |
| Fivaditsoratra | fanadina, 8 fandaina, 9 Ifandana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|