| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fampita | 
| Fototeny | 2ita | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray [1.13] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 courroie [1.13] | 
| Ohatra | 
6 Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha
[2.588#] 
 7 Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony. [1.437#]  | 
| Voambolana | 8 Haitao | 
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 3 amin' io teny io | 
| Fivaditsoratra | 10 fampita, 11 mpitafa | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |