|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fampisehoana |
| Fototeny | 2 seho |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 présentation, représentation
[1.13] |
| Ohatra |
5 Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy.
[2.245#90]
6 Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany. [2.332#102] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fampisehoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|