|
|
|
|

Teny iditra1  fampifandraisana
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fampiharoana volo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 intégration [1.13]
Ohatra  6  Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. [2.606]
7  Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27]
Kamban-teny rehetra  8 fampifandraisana taranja

Fivaditsoratra  fampifandraisana, 9 fifampiandrasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09