Entrée fampidirana (iditra)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [SLP 1986] andiam-pehezanteny entina manolotra famakafakana lohateny
Explications en français  [SLP 1986] introduction
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Fagereng: Tantara] Norarana ny fampidirana zava-mahamamo;
2 [FOFAFIPE: Rosovola] Mitaky ny fananana azy ny fampidirana ny ankizy any an-tsekoly.
3 [SeFaFi ] Aiza ho aiza ny toerana tena misy antsika mikasika ny fampidirana ny ankizy an-tsekoly?

Mis à jour le 2022/01/15