|
|
|
|

Teny iditra1  famozezy
Fototeny  2 vozezy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona na biby mamozezy, izany hoe mahery miteraka; fahereza-miteraka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12