|
|
|
|

Teny iditra1  famonjy
Fototeny  2 vonjy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamonjy
5 Azo vonjena [1.1]
Ohatra  6  Fa hoy ny navalin' ireo : "Izahay aza mba vehivavy, ka hataonay ahoana no famonjy an' indriako? [2.69#]

Fivaditsoratra  famonjy, 7 mifanjo, 8 mifonja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12