|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famongorana |
| Fototeny | 2 fongotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Action de ruiner, d’exterminer
[1.3#185] |
| Ohatra |
6 Tokony homena lanja ihany koa ny famongorana ireo fomba amam-panao tsy mitondra voka-tsoa tahaka ny doro tanety sy ny asan-dahalo.
[1.384#]
7 Rehefa nifampidinika izy ireo izay notarihin'i Betro, dia nilaza tamin'ny Komandy sy ny vahoaka fa adidiny ny famongorana izao fahavalo izao. [2.895#] |
| Fivaditsoratra | famongorana, 8 manafongora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|