|
|
|
|

Teny iditra1  famongarana
Fototeny  2 fongatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber [1.3#184]
Ohatra  6  Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty. [2.436#]
7  ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12