Entrée famolosana (volo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanalana na fanongotana ny volo amin' ny tenan' ny vorona vonoina: Maharitra ela ny famolosana ganagana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2009/02/23