|
|
|
|

Teny iditra1  famoaboasana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fanazavan-kevitra aorinan' ny fandinihana sy famakafakana natao: Hahaliana ny nanaovany famoaboasana momba ny fihavanana [1.62#280]
Ohatra  4  Marobe ny famoaboasana efa vita tao anatin'ilay boky. [2.356]
5  Hadihadio avy amin' ny famoaboasana ity lahatsoratra iry izay mety ho endriky ny fiarahamonina vokatry ny fisian' ny saranga. [2.285]
6  Ho velabelarina mandritra ny fiofanana ny fanoratana misy famoaboasana, ny tantaran’ny famoaboasana, ny mampiavaka ny fanoratana misy famoaboasana... [4.56:2017/04/25]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12