|
|
|
|

Teny iditra1  famivitana
Fototeny  2 vivitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandraisana amin' ny sisiny na amin' ny silany kely; fisintontsintonana, fandrirodrirotana; fitsongoana (teny) izay roritina mba hiadiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12