|
|
|
|

Teny iditra1  famiravirana
Fototeny  2 viravira
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikitakitana, fanaovana ratsy fitondra: Nampangoraka ny famiraviran' ilay renikeliny azy
5 Fandraidraisana befahatany, famozafozana: Nentin-katezerana izy ka tsy hay lazaina ny famiravirany ny satroko teo akaikiny
6 Fandrirodrirotana: Endre izany famiraviran' ilay alika ny akohonay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12