|
|
|
|

Teny iditra1  famiravira
Fototeny  2 viravira
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamiravira, mandrairay befahatany, mamozafoza, mandrirodrirotra
5 Azo viraviraina [1.1]

Fivaditsoratra  6 famarivary, famiravira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12