|
|
|
|

Teny iditra1  famingitra
Fototeny  2 vingitra
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamingitra, mitondra zavatra amin' ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely no itondrana azy
5 Azo vingitina: Vilanibe tsy famingitra [1.1]

Fivaditsoratra  famingitra, 6 mifangitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12