|
|
|
|

Teny iditra1  famingitana
Fototeny  2 vingitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitondrana zavatra amin'ny loha fanondro sy ny ankibe ka sisiny kely foana no itondrana azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12