|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 famezivezena |
| Fototeny | 2 vezivezy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fampitotototoàna atsỳ sy arỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de faire courir çà et là, de rendre indécis, la cause
[1.3#831] |
| Ohatra |
6 Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony.
[4.27#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|