|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fametana
Fototeny  2 feta
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanentsenana lavaka amin' ny feta [1.1]

Teny iditra (2/2)5  fametana
Fototeny  6 veta
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Fanaratsiana, fanosoran-dratsy, fanosoram-potaka, fanazimbana, fandotoana [1.1]

Fivaditsoratra  fametana, 9 menafata

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12