|
|
|
|

Teny iditra1  famenoana
Fototeny  2 feno
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanasiana; fanampiana mba ho feno, fanotorana: Ny famenoana ny siny; ny famenoana ny banga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 remplissage, action de compléter [1.13]
Kamban-teny rehetra  6 sisi-pamenoana manify

Fivaditsoratra  famenoana, 7 fanemoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09