|
|
|
|

Teny iditra1  famboly
Fototeny  2 voly
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka
5 Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora [1.1]
Ohatra  6  Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437#]
7  Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12