|
|
|
|

Entrée1  fambolena (voly)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Economie: agriculture
Explications en malgache  4  Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao [1.1]
5  Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1]
Explications en français  6  Agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [1.13]
7  Action de planter, de cultiver [1.196]
Exemples  8  Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332#27]
9  Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117#105]
Mots composés 
Article  12  Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Mis à jour le 2023/08/11