|
|
|
|

Teny iditra1  fambedana
Fototeny  2 beda
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisamborana zavatra na olona izay fihinina ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 L’action de saisir, le motif [1.3]
Tovy hevitra  6 fanabedana, fibedana

Fivaditsoratra  fambedana, 7 fanademba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12