|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fambeda |
| Fototeny | 2 beda |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mambeda, izany hoe misambotra zavatra na olona ka mamihina azy ao anatin' ny sandry anankiroa mba tsy ho afa-mikofoka
5 Azo bedaina [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Qui doit être saisi. Manière de saisir
[1.3#78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|