Entrée famakafakana (fakafaka (faka))
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana [1.1]
 Fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [1.13]
Explications en français Information [1.4]
 Analyse [1.13]
Exemples 
1Famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [2.313]
2Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. [4.27]
3Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. [2.606]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11