|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  falano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antemoro] karazana saka [1.78]
4 Karazan-tsaka avy any Kafra (Afrika) [1.1]
Voambolana  5  Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/2) 6  falano
Fototeny  7 falana
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana falanana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  falano, 9 fanalo, 10 fanola

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04