|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 faingomihantona |
| Singan-teny | 2faingo, 3mihantona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina.
6-- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika. 7-- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka. [1.1#198] 8maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby). [1.1#198] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[faingo mihantona]
9apostrophe.
[1.5, 1.13] |
| Voambolana | 10 Haiteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Mari-tsoratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06 |
|