Entrée faingampaingana (faingana)
Partie du discours nom
Explications en français [duplicatif fr équentatif] [1.3]
Exemples 
1Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany. [2.366]
2Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga. [2.499]

Mis à jour le 2023/06/03