Entrée fahenim-bary (faha-, enina, vary)
Partie du discours nom
Explications en malgache ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary. [Ravelojaona 1937]
Exemples Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [Callet: Tantara, page 920]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31