Entrée fahendrena (hendry)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny olona hendry: Mbola manan-tombo lavitra amin' ny fahaizana ny fahendrena [Rajemisa 1985]
Synonymes hahendrena
Citations 

Entrée Fahendrena
Partie du discours nom propre (livre biblique)
 Fahendrena: boky iray ao amin' ny Baiboly [Baiboly]
Définition malgache  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
Définition anglaise Wisdom: one of the books of the Bible [Baiboly]
Définition française Sagesse: un des livres de la Bible [Baiboly]
Vocabulaire 

2015/06/16