|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fahavarana |
| Fototeny | 2 vatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahakarakarana na fahakolokoloana fatratra mandrakariva; fahazotoana amin' ny fitandremana sy fanaovana izay hahasoa: Ny fahavarana no ananana zavatra madio sy mateza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 willingess to endure or to carry on
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 volonté de supporter ou d'accomplir
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 7 faharavana, fahavarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|