|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fahavalo |
| Fototeny | 2 valo |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milaza ny filaharana manarakaraka ny fahafito
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 huitième
[1.3] |
| Ohatra |
6 ka ny zazalahy rehetra dia nasaina noforana tamin' ny andro fahavalo manaraka ny andro nahaterahany
[1.38]
|
| Kamban-teny rehetra | 7 fahavalo amby ny folo |
| Teny iditra (2/3) | 8 fahavalo |
| Fototeny | 9 valo |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 huit brasses
[1.3] |
| Voambolana | 12 Toerana |
| Teny iditra (3/3) | 13 fahavalo |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Ny mankahala ny tena, ny miady sy mifanohitra amin' ny tena ka mitady hamono mihitsy aza: Efa resy ny fahavalo
16 Izay rehetra manimba ny hafa: Ny toaka no fahavalon' ny fahasalamana voalohany. / Tsy manam-pahavalo afatsy ny mosary aho, hoy Andrianampoinimerina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 an enemy, lit. the eighth. Its meaning, an enemy, comes from certain arrangements in the sikidy divination.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 ennemi.
19 On donne ausi ce nom aux enfants encore dans le sein, parce qu'ils peuvent 20 causer la mort de la mère [1.3] |
| Ohatra |
21 Ravan'ny fahavalo, hono, Antsirabe.
[2.324]
|
| Mpanahaka | 22 andaniny, 23 mpisompatra, 24 rafy, 25 sakaysymaso, 26 tsytia |
| Kamban-teny rehetra | 27 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 29 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 30 fahalova, fahavalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|