|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fahatra
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza famikirana na fitazonana mafy amin' ny tongotra mba tsy hianjera na tsy hialana eo amin' ny toerana misy ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 See fahana, vahatra. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)19  fahatra
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Teny ilazana amin' ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny toerana ahazoana manonona teny araka ny avapeo:
22 -- ny loha lela: r
23 -- ny lany lela: 1
24 -- ny lanilany: g
25 -- ny nify: t
26 -- ny molotra: m
27 ka mahatonga ny hoe feo amolotra, feo andany lela [1.1]

Teny iditra (3/3)28  fahatra
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 mpamorona [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  fahatra, 31 hafatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17