Entrée fahan-tenany (fahana, tena)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza ny lamba izay karazana iray ihany ny tenany sy ny fahany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise [tenany, itself.] A cloth in which warp and weft are of the same material. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31