|
|
|
|

Teny iditra1  fahamaotiana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fotoanan'ny fiainana izay mahatonga fiovana eo amin'ny endrika, feo, toetra sy fiasan'ny taovam-pananahan'ny zaza hiditra ho olon-dehibe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 puberté [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12