|
|
|
|

Teny iditra 1  fagereng    
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3  fagereng, misionera loterana, Talen' ny Kolejy tao Antsirabe; [2.356#]
4  Araka ny filazan' i fagereng, dia olona avy tamin' ireo sambo indiana vaky tamin' ny taonjato faha-14 sy faha-15 no niavian' ireo fokonandriana ireo. [2.508#]
Voambolana  5  Tantara: olona
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how fagereng

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13