|
|
|
|

Teny iditra1  fafa vandana
Singan-teny  2 fafa, 3 vandana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba famafana tsizarizary na zara fa vita: Ianao izany lahy, anaka, manao fafa vandana [1.1]
6 fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17