Entrée eto ho eto (eto, ho)
Partie du discours locution
Définition malgache milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31