|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 esy |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray:
4 Esy! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy [1.1] |
| Fivaditsoratra | esy, 5 ise, 6 sie |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|