Entrée espaniola
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola
Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: espagnol.
Analogues  Espaina

Mis à jour le 2020/07/31