Entrée esikesika
Partie du discours nom
Explications en malgache Famindra miadana tsy manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany. [1.1]
Dérivés 

Entrée esikesika
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Betsileo] Enti-milaza omby sady be vatana no matavy [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31